Categorie: Vacances dago
Dia tapaka ary ny hevitra niaraka tamin'i Tse fa andeha ho any Antsirabe. Tonga soa aman-tsara, ka rehefa hita ny hotely hipetrahana dia lasa nankany Andranomafana. Kinanjo mihidy ny filomanosana amin'ny 11 ora, mba niangavy kely teo hoe mandalo fa tsy haharitra ela ao...
Nandeha niala sasatra tany an-tanindrazana ary dia nandeha kely tany Andraikiba ka indreto zaraina aminareo ny santionan-tsary tamin'izany.