Categorie: Ankapobeny
Faniriana tokoa moa hiara-hankalaza ny Noely sy ny faran'ny taona anilan'ireo namana akaiky sy havana any Madagasikara. Kanefa na dia eo àry ny elan'elan-tany, dia misy ny marika maro isan-karazany ahazoantsika miara-paly amin'ireo olona akaiky antsika am-po ireo. Noho...
Tamin'ny 15 septambra 2007 teo no nanatontosana ny fanamasinana ny tokatranonay tany Madagasikara. Nahafinaritra sy nahafapo tokoa izany ka zaraina aminareo eto ny sary . Ho avy tsy ho ela ihany koa ny tranonkala voatokana amin'izany. Voromailala & Ers
Tsy tanatin'ny fety lehibe toy ny fizarana diplaoma any Madagasikara no nandraisana ny diplaoma (Master Sciences économiques et de gestion - Marketing Vente) nomanina tao amin'ny Université de Savoie. Fa voaray avy tamin'ny alalan'ny paositra. Na izany na tsy izany, dia...
Mahafinaritra ahy ny maka sary, ary mahafinaritra torak'izany ihany koa, ny mizara izany aminareo. sary ers oktobra 2006 Naka ny sary: Voromailala
Maro ny fampiasana ny blaogy : diary manokana, fizaram-baovao, sns. Isan'ny fitaovana iray manampy tokoa ity sehatra iray ity amin'ny fitadiavana asa ankehitriny. Ny blog moovement no anisan'ny mampivelatra ity fomba iray ity. Eo anilan'ny fandefasana CV etsy sy eroa, dia manana ny...